4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vol 2. ny hakantonao - Ny Antsa Fitiavana

Reférence :

(Sal 8:4-6)

“ Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.” And 5



---------------------------------------------------------------------

    

FITIAVANA IANAO RY RAY

RESY LAHATRA AHO

KANTO IANAO RY RAY

DERA ANIE HO ANAO



1. Inona ny olombelona no ahatsiarovana azy

Fa nataonao mba hanjaka

Amin’ireo asan’ny tananao



2. Ny lanitra sy ny tany milaza ny herinao

Ireo zava-boahary isan-karazany

Dia manambara avokoa ny hakantonao



3. Ry olona ô: tsarovy anio izao ambarako izao

Io tontolo iainanao io mba kajio

Fa endriky ny hatsàran’ny Tomponao





Tonony sy Feony : RAOBELINA Lalanirina

Partager vol 2. ny hakantonao

Commenter vol 2. ny hakantonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Antsa Fitiavana

Suite